ZOKILAHY (Ifanihy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zokilahy, tonga saina ihany aho hoy aho
F’ianao toa daozidaozy foana e
Nefa efa mandroso ny taona
Ka mahagaga ahy raha ho vita ny adidy
Amin’izato kapoaka mangidy
Zokilahy, angaha mbola tsy fantatr’ingahy
Hoe marina fa tsy anganongano
Ilay titanic zakan’ny rano
K’inona moa tononkira.serasera.org izay isika olombelona osa sy mora domelina
Ilay vady tiana, ilay vady tsy foy hatramin’izay
Ilay mamy toa tantely efa lasa niompy bandy kely
Lefy ilay fitia f’ianao d’efa vizaky ny pi e
Efa valaka hono e ka nanjary tsy reveny intsony
Ireo safosafo izay efa novidinao lafo
Nokitihiny ianao fa tsy nihontsona
Fa vao mainka nitodi-damosina
Toa manao hoe matory no tsara
F’izaho tsy mahavita devoara
Zokilahy, dia malahelo mafy aho hoy aho
Fa ianao dia tsy afa-manoatra
Amin’izato basy kgxu tsy mipoaka
Ianareo roalahy sisa mamisavisa
Hoe pkquoa hody tsimbotry ny adrisa
Manetsetra, hoe any izay izy rehetra
Revy be tsy hifankahitana
Fianao aty gwtuh miandry tanàna
Ka ny tavoahangy no sisa iondanana
Sady misalaka tànana
F’ianao toa daozidaozy foana e
Nefa efa mandroso ny taona
Ka mahagaga ahy raha ho vita ny adidy
Amin’izato kapoaka mangidy
Zokilahy, angaha mbola tsy fantatr’ingahy
Hoe marina fa tsy anganongano
Ilay titanic zakan’ny rano
K’inona moa tononkira.serasera.org izay isika olombelona osa sy mora domelina
Ilay vady tiana, ilay vady tsy foy hatramin’izay
Ilay mamy toa tantely efa lasa niompy bandy kely
Lefy ilay fitia f’ianao d’efa vizaky ny pi e
Efa valaka hono e ka nanjary tsy reveny intsony
Ireo safosafo izay efa novidinao lafo
Nokitihiny ianao fa tsy nihontsona
Fa vao mainka nitodi-damosina
Toa manao hoe matory no tsara
F’izaho tsy mahavita devoara
Zokilahy, dia malahelo mafy aho hoy aho
Fa ianao dia tsy afa-manoatra
Amin’izato basy kgxu tsy mipoaka
Ianareo roalahy sisa mamisavisa
Hoe pkquoa hody tsimbotry ny adrisa
Manetsetra, hoe any izay izy rehetra
Revy be tsy hifankahitana
Fianao aty gwtuh miandry tanàna
Ka ny tavoahangy no sisa iondanana
Sady misalaka tànana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IfanihyVangy : 5350
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LALAINA GASY
Daty : 13/04/2004 04:21
