ZOKILAHY (Ifanihy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zokilahy, tonga saina ihany aho hoy aho
F’ianao toa daozidaozy foana e
Nefa efa mandroso ny taona
Ka mahagaga ahy raha ho vita ny adidy
Amin’izato kapoaka mangidy
Zokilahy, angaha mbola tsy fantatr’ingahy
Hoe marina fa tsy anganongano
Ilay titanic zakan’ny rano
K’inona moa izay isika olombelona osa sy mora domelina
Ilay vady tiana, ilay vady tsy foy hatramin’izay
Ilay mamy toa tantely efa lasa niompy bandy kely
Lefy ilay fitia f’ianao d’efa vizaky ny pi e
Efa valaka hono e ka nanjary tsy reveny intsony
Ireo xyqbuex safosafo izay efa novidinao lafo
Nokitihiny tononkira.serasera.org ianao fa tsy nihontsona
Fa vao mainka nitodi-damosina
Toa manao hoe matory no tsara
F’izaho tsy mahavita devoara
Zokilahy, dia malahelo mafy aho hoy aho
Fa ianao ihat dia tsy afa-manoatra
Amin’izato basy tsy mipoaka
Ianareo roalahy sisa mamisavisa
Hoe hody tsimbotry ny adrisa
Manetsetra, ckdmoavt hoe any izay izy rehetra
Revy be tsy hifankahitana
Fianao aty miandry tanàna
Ka ny tavoahangy no sisa iondanana
Sady misalaka tànana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IfanihyHits : 5495
Likes : 0 Like
Created by : LALAINA GASY
Date : 13/04/2004 04:21