Misaotra Anao (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao jikkeb aho Raiko
f'izay rehetra voaraiko
talenta, saina, andro avy Aminao
Naniry izay hiraiko
Anao ireo ka tononkira.serasera.org ampiasaiko
ho voninahitry ny Anaranao

Famerenana: (tsy ho lo) Tsy ho lo ny fiainam-piderana Anao
Na ho levona aza izao tontolo izao
Ireo harena miafinao mba hahasoa izay tianao
tsy hahafoizako ny miaraka Aminao

Asandratro vgcwcvco ny feoko
Haneho ny fanekeko
hanoa sy ho tia Anao Mpamonjiko
Ka hampiasa aho n'aiza n'aiza
Ilay solika fitaiza
sy ho fahazavan'izao tontolo izao

Ireo harenamiafinao mba lcop hahasoa izay tianao
tsy hahafoizako ny miaraka Aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hosana Ambohijatovo Fitiavana
Vangy : 6598
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Niaritsoa
Daty : 14/05/2016 12:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312