Misaotra Anao (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao aho Raiko
f'izay rehetra voaraiko
talenta, saina, andro avy Aminao
Naniry izay hiraiko
Anao ireo ka ampiasaiko
ho voninahitry ny Anaranao
Famerenana: tononkira.serasera.org (tsy ho lo) Tsy ho lo ny fiainam-piderana Anao
Na ho levona aza izao tontolo izao
Ireo harena miafinao mba hahasoa izay tianao
tsy hahafoizako ny miaraka Aminao
Asandratro ny feoko
Haneho ny fanekeko
hanoa sy ikzlagb ho tia Anao Mpamonjiko
Ka hampiasa aho n'aiza n'aiza
Ilay ynoms solika fitaiza
sy eeesmwro ho fahazavan'izao tontolo izao
Ireo harenamiafinao mba hahasoa izay tianao
tsy hahafoizako ny miaraka Aminao
f'izay rehetra voaraiko
talenta, saina, andro avy Aminao
Naniry izay hiraiko
Anao ireo ka ampiasaiko
ho voninahitry ny Anaranao
Famerenana: tononkira.serasera.org (tsy ho lo) Tsy ho lo ny fiainam-piderana Anao
Na ho levona aza izao tontolo izao
Ireo harena miafinao mba hahasoa izay tianao
tsy hahafoizako ny miaraka Aminao
Asandratro ny feoko
Haneho ny fanekeko
hanoa sy ikzlagb ho tia Anao Mpamonjiko
Ka hampiasa aho n'aiza n'aiza
Ilay ynoms solika fitaiza
sy eeesmwro ho fahazavan'izao tontolo izao
Ireo harenamiafinao mba hahasoa izay tianao
tsy hahafoizako ny miaraka Aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hosana Ambohijatovo FitiavanaVisites : 6597
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Niaritsoa
Date : 14/05/2016 12:08
