Havaoziko (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havaoziko
Havaoziko eto indray izao fa ny foko dia anao
Anao Jesoa malala izay nanavotra xieij ahy
Ny tsapako dia isan’andro eo ianao
Mialoha làlana ahy ny fitiavanao
Ref :
Misaotra anao, tena misaotra anao
Fa mihaino vavaka, azo itarainana ianao
Fa na tsy takatray aza , tena sahaza
Izay fomba rehetra panq hamalianao anay
Tsy misy, tsisy atakaloko anao
Ny fahafenoana sy hatsarana ao aminao
Fantatro iheefaq fa mpamonjy tia ahy loatra ianao
Tena alahatra aho ka tononkira.serasera.org matoky anao
Ny alina atoriako, na mifoha maraina aho
Ny tananao mitsotra misakambina ahy
Finaritra aho, mahatsapa ilay fiadanam-po
Mialoha lalana ahy ny fitiavanao
Ref :
Misaotra anao…
Fa ny olona ihany aho, mba malemy indraindray
Dia tsy ela ianao fa he mibitsika am-panahy
Tsy avelanao, fa reko hatrany ny hafatrao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hosana Ambohijatovo FitiavanaVangy : 10458
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : odilon_frederic_andriamampionona
Daty : 26/02/2019 10:30