Misaotra Anao (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao aho Raiko
f'izay rehetra voaraiko
talenta, saina, andro avy Aminao
Naniry klzvtrok izay hiraiko
Anao ireo ka ampiasaiko
ho voninahitry ny Anaranao
Famerenana: (tsy ho lo) Tsy ho lo ny fiainam-piderana Anao
Na ho levona aza izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Ireo harena miafinao mba hahasoa izay tianao
tsy hahafoizako ny miaraka kurbj Aminao
Asandratro ny feoko
Haneho ny fanekeko
hanoa sy ho tia Anao Mpamonjiko
Ka hampiasa aho n'aiza n'aiza
Ilay solika fitaiza
sy ho pbdtupk fahazavan'izao tontolo izao
Ireo harenamiafinao mba hahasoa izay tianao
tsy hahafoizako ny miaraka Aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hosana Ambohijatovo FitiavanaHits : 6534
Likes : 0 Like
Created by : Niaritsoa
Date : 14/05/2016 12:08