Raiko malala (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I-Raiko malala o!
omeo hery avy aminao
mba ahefako tsara ireo adidiko
indrindra Ray o
raha izaha ireo ondry very
dia tsy hisalasala aho hiantso ny
anaranao

Ref : ho tonga aiza ireny
raha maizina lava izay alehany
izay mba jereny toa maloka hatrany
avokoa
tsinjovy ny lalany hizorany hody
aminao
ahatonga azy hanaraka anao

II-Fantatro Ray o!
fa tsy sitrakao akory
ny ahafaty ireo izay reraka am-
panahy
ampaherezo mba hiverina Aminao
ka ahatsapany indray
fa tsara indrindra ny eo ankaikinao

ref: ....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hosana Ambohijatovo Fitiavana
Vangy : 3655
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Toocky
Daty : 16/11/2015 19:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0721