Raha ho avy (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy ilay andro hialana ety
Hitsena ny mpamonjy ilay Jesoa tia
Hiara-manjaka ka ho ravo ery
Izaho sy ianao miaraka amin’i Kristy
Ho foana ny alahelo sy ireo sento maro
Fa kristy Tompo kosa hanafaka
sy hamafa tononkira.serasera.org ny tomany raha tonga any
Ho sambatra vkvcyg izaho sy ianao
fa hiaina dkupok soa finaritra
ho sambatra izaho sy ianao odrlrwf
Hitsena ny mpamonjy ilay Jesoa tia
Hiara-manjaka ka ho ravo ery
Izaho sy ianao miaraka amin’i Kristy
Ho foana ny alahelo sy ireo sento maro
Fa kristy Tompo kosa hanafaka
sy hamafa tononkira.serasera.org ny tomany raha tonga any
Ho sambatra vkvcyg izaho sy ianao
fa hiaina dkupok soa finaritra
ho sambatra izaho sy ianao odrlrwf
--------
Lien:
