Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha ho avy (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy ilay dtkdv andro hialana ety
Hitsena ny mpamonjy ilay Jesoa tia
Hiara-manjaka ka ho ravo ery
Izaho tononkira.serasera.org sy ianao miaraka amin’i Kristy
Ho foana ny alahelo sy tjwap mlcwesq ireo sento maro
Fa kristy Tompo kosa hanafaka
sy hamafa ny tomany raha tonga any
Ho sambatra izaho sy ianao
fa hiaina soa finaritra
ho sambatra izaho sy ianao
Hitsena ny mpamonjy ilay Jesoa tia
Hiara-manjaka ka ho ravo ery
Izaho tononkira.serasera.org sy ianao miaraka amin’i Kristy
Ho foana ny alahelo sy tjwap mlcwesq ireo sento maro
Fa kristy Tompo kosa hanafaka
sy hamafa ny tomany raha tonga any
Ho sambatra izaho sy ianao
fa hiaina soa finaritra
ho sambatra izaho sy ianao
--------
Lien:
