MIVERENA (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana mandrakizay
No nitiavan’Andriamanitra anao
Fitiavana tsy manam-petra
Hozaraina amin’ny olon-drehetra
Ny ràn’ny zanak’ondry latsaka
Hamonjeny sy hanadiovana anao
Niaretany ny eso latsa koa
maty hamonjy anao Kristy ka mba ekeo re
Hitady sy xldtxyl hamonjy anao Jesoa
Hanafaka reo psfuikci fatotra ao aminao
Hitondra ny entanao mavesatra
handraisanao lay fitsaharana
ny ràn’ny zanak’ondry latsaka
Hamonjeny sy hanadiovana anao
Niaretany ny eso latsa koa
Maty ho anao Kristy ka mba ekeo re
Henoy izao antso ho tononkira.serasera.org anao izao
Mandraisa an’i Jesosy Tompo ianao
Fa izy anie ka sasa-miandry anao
Miverena re fandrao ho neninao gnwkruhi
No nitiavan’Andriamanitra anao
Fitiavana tsy manam-petra
Hozaraina amin’ny olon-drehetra
Ny ràn’ny zanak’ondry latsaka
Hamonjeny sy hanadiovana anao
Niaretany ny eso latsa koa
maty hamonjy anao Kristy ka mba ekeo re
Hitady sy xldtxyl hamonjy anao Jesoa
Hanafaka reo psfuikci fatotra ao aminao
Hitondra ny entanao mavesatra
handraisanao lay fitsaharana
ny ràn’ny zanak’ondry latsaka
Hamonjeny sy hanadiovana anao
Niaretany ny eso latsa koa
Maty ho anao Kristy ka mba ekeo re
Henoy izao antso ho tononkira.serasera.org anao izao
Mandraisa an’i Jesosy Tompo ianao
Fa izy anie ka sasa-miandry anao
Miverena re fandrao ho neninao gnwkruhi
--------
Rohy:
