Ny hirako (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza ny hakelezany no jerena
Fa ny hirany izay avy ao am-pony ao
Tsy fanatrao byajyno angaha fa io hira ttamxdp io
Dia tsy voafetra ny taona na koa ny rahony
Fa ny hirako mandaitra hatrao am-po
Mitondra hafaliana isam-baravarana
O hitety vohitra, hanaka-danitra
Satria hiderako an’Andriamanitra
Ny hira tsy natao ifaninanana
Fa vao maika mampiray fvqdsd no mampifankatia
Tia tononkira.serasera.org hira va ianao ? handeha hiara-dia
Hiaraka hanandra-peo hanao ity hira ity hoe :
Fa ny hirako...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 6223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/08/2003 17:22