Lokon-danitra (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LOKON-DANITRA
Maizina ve ilay lokon'ny lanitra?
Mavesa-drahona fa fahavaratra
Jereo ny lokon'iry tanimbary vljvd iry
Tarafin'io masoandro milentika io
Mahereza ianao hatrakao ny loha
Dia banjino ny hatsaran'ilay Ray wald Tsitoha
Ao anatin'ny mafy no hasehony anao
Ny halebeny, voninahiny
×2
Nandao anao va ilay havan-tiana?
Sa very tononkira.serasera.org maina aza ny hezaka efa natao?
Henjehina noho ny marina va ianao?
Ka mampanjombona ny lokon-danitra
Mahereza ianao hatrakao tdnxy ny loha
Dia banjino ny hatsaran'ilay Ray Tsitoha
Ao anatin'ny mafy no hasehony anao
Ny halebeny, voninahiny
×2
✍️ Sarobidy Randriamanantena
Maizina ve ilay lokon'ny lanitra?
Mavesa-drahona fa fahavaratra
Jereo ny lokon'iry tanimbary vljvd iry
Tarafin'io masoandro milentika io
Mahereza ianao hatrakao ny loha
Dia banjino ny hatsaran'ilay Ray wald Tsitoha
Ao anatin'ny mafy no hasehony anao
Ny halebeny, voninahiny
×2
Nandao anao va ilay havan-tiana?
Sa very tononkira.serasera.org maina aza ny hezaka efa natao?
Henjehina noho ny marina va ianao?
Ka mampanjombona ny lokon-danitra
Mahereza ianao hatrakao tdnxy ny loha
Dia banjino ny hatsaran'ilay Ray Tsitoha
Ao anatin'ny mafy no hasehony anao
Ny halebeny, voninahiny
×2
✍️ Sarobidy Randriamanantena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 507
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MaNekena
Daty : 20/03/2026 09:18
