Jeso no fanantenako (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso no fanantenako
Eo amin'ny hhbzfwdr fiainako
Ka n'aiza lalan hombako
Mialoha lalana ahy ny Mpamonjiko
Fanantenako ny ho isan'ny
Handova ilay fianan-danitra
Efa nialoha lalana izy ka nanomana
Fitoerana ho ahy ho mandrakizay
Tany lalovana eto
Be haratsiana tononkira.serasera.org ety
Mahantra indrindra izay
mifikitra amin'ny harena ety
Fanantenako ny jenyaz ho isan'ny
Handova ilay fianan-danitra
Efa nialoha lalana izy ka nanomana
Fitoerana deyy ho ahy ho mandrakizay
Eo amin'ny hhbzfwdr fiainako
Ka n'aiza lalan hombako
Mialoha lalana ahy ny Mpamonjiko
Fanantenako ny ho isan'ny
Handova ilay fianan-danitra
Efa nialoha lalana izy ka nanomana
Fitoerana ho ahy ho mandrakizay
Tany lalovana eto
Be haratsiana tononkira.serasera.org ety
Mahantra indrindra izay
mifikitra amin'ny harena ety
Fanantenako ny jenyaz ho isan'ny
Handova ilay fianan-danitra
Efa nialoha lalana izy ka nanomana
Fitoerana deyy ho ahy ho mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 10637
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/04/2015 09:51
