Jeso no fanantenako (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso no fanantenako
Eo amin'ny fiainako
Ka n'aiza lalan hombako
Mialoha lalana ahy ny Mpamonjiko
Fanantenako ny ho isan'ny
Handova ilay fianan-danitra
Efa tononkira.serasera.org nialoha lalana izy ka nanomana
Fitoerana ho ahy ho mandrakizay
Tany lalovana eto
Be haratsiana ety
Mahantra indrindra izay
mifikitra amin'ny harena ety
Fanantenako ny ho ujwmst isan'ny
Handova ilay fianan-danitra
Efa nialoha lalana izy ka nanomana
Fitoerana ho ahy ho phbfas znowejk mandrakizay
Eo amin'ny fiainako
Ka n'aiza lalan hombako
Mialoha lalana ahy ny Mpamonjiko
Fanantenako ny ho isan'ny
Handova ilay fianan-danitra
Efa tononkira.serasera.org nialoha lalana izy ka nanomana
Fitoerana ho ahy ho mandrakizay
Tany lalovana eto
Be haratsiana ety
Mahantra indrindra izay
mifikitra amin'ny harena ety
Fanantenako ny ho ujwmst isan'ny
Handova ilay fianan-danitra
Efa nialoha lalana izy ka nanomana
Fitoerana ho ahy ho phbfas znowejk mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HantatianaHits : 10447
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 16/04/2015 09:51
