Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vonjeo izahay (Hanitr'ilay Fo Tia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Ry Jesoa gjpibq Kristy o, vonjeo izahay fa latsaka ypwn anaty haizina
Ity firenena tanindrazanay, Madagasikara nosinay
Reraka ny aina tsy hita izay xjoykzhh atao
Feno haizina ny fon'ny olona
Manohitra tononkira.serasera.org Anao sy ireo didinao
Resin'ny fiainana an-tany
Ireo olon-kendry hamavoina
Hatao tsinontsinona ireo heviny
Ny fanantenana sy fitiavana
Fahatsiarovana sisa izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ilay Fo TiaVangy : 932
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sumahefa
Daty : 16/11/2021 20:30