Avia Fanahy Masina (Hanitr'ilay Fo Tia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref
Avia tononkira.serasera.org Fanahy Masina o
Midina ao am-ponay
Fenoy ny hery avy ezfzfsnm Aminao
Izao mpanomponao izao
1)Tongava mba hanavao indray
Ny ato jjbepo anatinay
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
2)O hafanao ny ao am-po
Ka mba hahay misaotra Anao
Ka ny asa izay atolotrao
Ho vitanay zxttx tokoa
Avia tononkira.serasera.org Fanahy Masina o
Midina ao am-ponay
Fenoy ny hery avy ezfzfsnm Aminao
Izao mpanomponao izao
1)Tongava mba hanavao indray
Ny ato jjbepo anatinay
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
2)O hafanao ny ao am-po
Ka mba hahay misaotra Anao
Ka ny asa izay atolotrao
Ho vitanay zxttx tokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'ilay Fo TiaHits : 1403
Likes : 1 Like
Created by : sumahefa
Date : 20/11/2021 13:40
