Vonjeo izahay (Hanitr'ilay Fo Tia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Ry Jesoa Kristy bupjwhs o, vonjeo izahay fa latsaka anaty haizina
Ity firenena tanindrazanay, Madagasikara nosinay
Reraka ny aina tsy hita izay atao
Feno haizina tononkira.serasera.org ny fon'ny olona
Manohitra Anao sy qgdee ireo didinao
Resin'ny fiainana an-tany
Ireo olon-kendry hamavoina
Hatao tsinontsinona ireo heviny
Ny fanantenana sy fitiavana
Fahatsiarovana sisa izany rfysafu

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ilay Fo TiaVangy : 933
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sumahefa
Daty : 16/11/2021 20:30