Vonjeo izahay (Hanitr'ilay Fo Tia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Ry Jesoa Kristy o, vonjeo yvxz izahay fa latsaka anaty haizina
Ity firenena tanindrazanay, Madagasikara tononkira.serasera.org nosinay

Reraka ny aina tsy hita izay atao
Feno haizina ny fon'ny olona
Manohitra Anao iquite sy ireo didinao
Resin'ny fiainana an-tany

Ireo olon-kendry hamavoina
Hatao tsinontsinona ireo heviny
Ny fanantenana sy fitiavana
Fahatsiarovana ultfr sisa izany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hanitr'ilay Fo Tia
Hits : 891
Likes : 1 Like
Created by : sumahefa
Date : 16/11/2021 20:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401