Mamelà ny helokay (Hanitr'ilay Fo Tia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wjkdgat Ref:
Andriamanitra o, mamelà ny helokay
Tsy mba mendrika fa mpanota izahay
nefa mba iantrao Tompo o
1) Tsy nihaino Anao izahay ry Tompo o
Fa nandao Anao ka tomany sy nijaly
Ka vonjeo re
2) Be ireo taraina nifandrafatra aminao
jnxtq Be rttpgp ireo adin-tsaina nanoheranay tononkira.serasera.org Anao
Ka mifona e
3) 'Ndreto izahay mitalaho mampahonena
Miandrandra Anao o ry Tompo famonjena
Ka ampio re
Andriamanitra o, mamelà ny helokay
Tsy mba mendrika fa mpanota izahay
nefa mba iantrao Tompo o
1) Tsy nihaino Anao izahay ry Tompo o
Fa nandao Anao ka tomany sy nijaly
Ka vonjeo re
2) Be ireo taraina nifandrafatra aminao
jnxtq Be rttpgp ireo adin-tsaina nanoheranay tononkira.serasera.org Anao
Ka mifona e
3) 'Ndreto izahay mitalaho mampahonena
Miandrandra Anao o ry Tompo famonjena
Ka ampio re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ilay Fo TiaVangy : 1186
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sumahefa
Daty : 20/11/2021 13:48
