Vavaka (Hanitr'ilay Fo Tia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Intreto izahay o ry Tompo o
Mitsaoka Anao sy midera Anao
Andro natokako Anao izao
Ka raiso ry Tompo ireto mpanomponao
Eny mivavaka aho, mivavaka aho, miresaka Aminao
Mivavaka handray Anao ao am-po
Eny miantso Anao, miansto Anao, o ry Tompo Andriamanitray
Inty aho fa miondrika Aminao
2- Ndreto izahay o ry tompo o
euseiz Tsy hanonona afatsy ny Anaranao
Andro natokako ho Anao izao
Ka henoy ry Tompo ireto mpanomponao
Eny hitory aho, hitory aho, ny teny maminao
Hitory amin-kira ny hafatrao
Eny tsy hangina aho, tsy hangina aho, o ry tompo be fitia
Inty aho hanao ny sitraponao
3- Ndreto izahay o ry tompo o
Miaiky heloka fa diso
vjzyx Andro natokako Anao izao
Ka ekeko ry Tompo ireto mpanomponao
Eny pznp mifona aho, mifona aho, mitalaho aminao
Mangata-pamelana an'ireo heloka natao
Eny miangavy anao, miangavy Anao, o ry tompo mamelà
Inty aho fa miaiky anatrehanao
Eny misaotra Anao, misaotra Anao, misaotra Anao ry Ray
Fa nohenoinao sy nankatoavinao izahay
Eny deraina ianao, deraina ianao, deraina ny anaranao
Tompo be tononkira.serasera.org fitia sy mpamindra fo Ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitr'ilay Fo TiaVisites : 914
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sumahefa
Date : 16/11/2021 20:30