Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mirosoa amin'ny lalina (Hanitr'ilay Fo Tia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Nantsoinao ka niainga ilay rain'ny tononkira.serasera.org mpino
Natoky Anao na mafy aza ny sedranao
Dia nosoavinao izy ry Tompo o
qkrvev ka tojo izay mjfbvk nampanantenainao
Toa an'i Saoly, mba mafana fo 'zahay
fa tsy lavorary izay mba zava-kendrenay
saingy avo lavitra ny hevitrao tompo o
"fitiavana" manova fo tokoa
FIV : Ilay finoana iandrandrana famonjena
Sy handresena izao tontolo izao
Ampitomboy ao am-ponay ry Tompo o
HIROSOANAY AMIN'NY LALINA
3) Sambatra indrindra ilay renimasinao
nanetry tena, nanaiky izay sitraponao
ka fakan-tahaka ho anay ny lalany
niaina ilay finoana lalina
Mirosoa amin'ny lalina hoy ianao
ry ncvqepxu Jesoa tompo o, filohan'ny Fiangonana
ny herin'ny Fanahy Masina tokoa
no antoka hirotsahanay izao
FIV : Ilay finoana iandrandrana famonjena
Sy handresena izao tontolo izao
Ampitomboy ao am-ponay ry Tompo o
HIROSOANAY AMIN'NY LALINA
Natoky Anao na mafy aza ny sedranao
Dia nosoavinao izy ry Tompo o
qkrvev ka tojo izay mjfbvk nampanantenainao
Toa an'i Saoly, mba mafana fo 'zahay
fa tsy lavorary izay mba zava-kendrenay
saingy avo lavitra ny hevitrao tompo o
"fitiavana" manova fo tokoa
FIV : Ilay finoana iandrandrana famonjena
Sy handresena izao tontolo izao
Ampitomboy ao am-ponay ry Tompo o
HIROSOANAY AMIN'NY LALINA
3) Sambatra indrindra ilay renimasinao
nanetry tena, nanaiky izay sitraponao
ka fakan-tahaka ho anay ny lalany
niaina ilay finoana lalina
Mirosoa amin'ny lalina hoy ianao
ry ncvqepxu Jesoa tompo o, filohan'ny Fiangonana
ny herin'ny Fanahy Masina tokoa
no antoka hirotsahanay izao
FIV : Ilay finoana iandrandrana famonjena
Sy handresena izao tontolo izao
Ampitomboy ao am-ponay ry Tompo o
HIROSOANAY AMIN'NY LALINA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'ilay Fo TiaHits : 829
Likes : 1 Like
Created by : sumahefa
Date : 20/11/2021 13:48
