Mirosoa amin'ny lalina (Hanitr'ilay Fo Tia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Nantsoinao ka niainga ilay rain'ny mpino
lwlz Natoky Anao na mafy aza ny sedranao
Dia nosoavinao izy ry Tompo o
ka tojo izay nampanantenainao
Toa an'i Saoly, mba mafana fo 'zahay
fa tsy lavorary izay mba zava-kendrenay
saingy avo lavitra ny hevitrao tompo o
"fitiavana" manova fo tokoa
FIV : Ilay finoana iandrandrana afrjm famonjena
Sy handresena izao tontolo izao
Ampitomboy ao am-ponay ry Tompo o
HIROSOANAY AMIN'NY LALINA
3) Sambatra indrindra ilay renimasinao
nanetry tena, nanaiky izay sitraponao
ka fakan-tahaka ho anay ny lalany
niaina ilay dvckj finoana lalina
Mirosoa amin'ny lalina hoy ianao
tononkira.serasera.org ry Jesoa tompo o, filohan'ny Fiangonana
ny herin'ny Fanahy Masina tokoa
no antoka hirotsahanay izao
FIV : Ilay finoana iandrandrana famonjena
Sy handresena izao tontolo izao
Ampitomboy ao am-ponay ry Tompo o
HIROSOANAY AMIN'NY LALINA
lwlz Natoky Anao na mafy aza ny sedranao
Dia nosoavinao izy ry Tompo o
ka tojo izay nampanantenainao
Toa an'i Saoly, mba mafana fo 'zahay
fa tsy lavorary izay mba zava-kendrenay
saingy avo lavitra ny hevitrao tompo o
"fitiavana" manova fo tokoa
FIV : Ilay finoana iandrandrana afrjm famonjena
Sy handresena izao tontolo izao
Ampitomboy ao am-ponay ry Tompo o
HIROSOANAY AMIN'NY LALINA
3) Sambatra indrindra ilay renimasinao
nanetry tena, nanaiky izay sitraponao
ka fakan-tahaka ho anay ny lalany
niaina ilay dvckj finoana lalina
Mirosoa amin'ny lalina hoy ianao
tononkira.serasera.org ry Jesoa tompo o, filohan'ny Fiangonana
ny herin'ny Fanahy Masina tokoa
no antoka hirotsahanay izao
FIV : Ilay finoana iandrandrana famonjena
Sy handresena izao tontolo izao
Ampitomboy ao am-ponay ry Tompo o
HIROSOANAY AMIN'NY LALINA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitr'ilay Fo TiaVisites : 788
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sumahefa
Date : 20/11/2021 13:48
