Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mirosoa amin'ny lalina (Hanitr'ilay Fo Tia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Nantsoinao ka bbznbhb niainga ilay rain'ny mpino
Natoky Anao na mafy aza ny sedranao
Dia nosoavinao izy ry Tompo o
ka tojo izay nampanantenainao
Toa an'i Saoly, mba mafana fo 'zahay
fa tsy lavorary izay mba zava-kendrenay
saingy avo lavitra ny hevitrao tompo o
"fitiavana" manova fo fseygjpo tokoa
FIV : Ilay finoana iandrandrana famonjena
Sy handresena izao tontolo izao
Ampitomboy ao am-ponay ry Tompo o
HIROSOANAY AMIN'NY LALINA
3) Sambatra indrindra ilay renimasinao
nanetry tena, nanaiky izay sitraponao
yqkccw ka fakan-tahaka ho anay ny lalany
niaina ilay finoana lalina
Mirosoa amin'ny lalina hoy ianao
ry Jesoa tompo o, filohan'ny Fiangonana
ny herin'ny Fanahy Masina tokoa
no antoka hirotsahanay izao
FIV : Ilay finoana tononkira.serasera.org iandrandrana famonjena
Sy handresena izao tontolo izao
Ampitomboy ao am-ponay ry Tompo o
HIROSOANAY AMIN'NY LALINA
Natoky Anao na mafy aza ny sedranao
Dia nosoavinao izy ry Tompo o
ka tojo izay nampanantenainao
Toa an'i Saoly, mba mafana fo 'zahay
fa tsy lavorary izay mba zava-kendrenay
saingy avo lavitra ny hevitrao tompo o
"fitiavana" manova fo fseygjpo tokoa
FIV : Ilay finoana iandrandrana famonjena
Sy handresena izao tontolo izao
Ampitomboy ao am-ponay ry Tompo o
HIROSOANAY AMIN'NY LALINA
3) Sambatra indrindra ilay renimasinao
nanetry tena, nanaiky izay sitraponao
yqkccw ka fakan-tahaka ho anay ny lalany
niaina ilay finoana lalina
Mirosoa amin'ny lalina hoy ianao
ry Jesoa tompo o, filohan'ny Fiangonana
ny herin'ny Fanahy Masina tokoa
no antoka hirotsahanay izao
FIV : Ilay finoana tononkira.serasera.org iandrandrana famonjena
Sy handresena izao tontolo izao
Ampitomboy ao am-ponay ry Tompo o
HIROSOANAY AMIN'NY LALINA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'ilay Fo TiaHits : 830
Likes : 1 Like
Created by : sumahefa
Date : 20/11/2021 13:48
