Vonjeo izahay (Hanitr'ilay Fo Tia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Ry Jesoa Kristy qkhpnvyi xmgaeh o, vonjeo izahay fa latsaka anaty haizina
Ity firenena tanindrazanay, Madagasikara nosinay
Reraka ny aina tsy tononkira.serasera.org hita izay atao
Feno haizina ny nzpudcu fon'ny olona
Manohitra Anao sy ireo didinao
Resin'ny fiainana an-tany
Ireo olon-kendry hamavoina
Hatao tsinontsinona ireo heviny
Ny fanantenana sy fitiavana
Fahatsiarovana sisa izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ilay Fo TiaVangy : 931
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sumahefa
Daty : 16/11/2021 20:30