Avia Fanahy Masina (Hanitr'ilay Fo Tia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref
Avia Fanahy Masina o
Midina ao am-ponay
Fenoy ny hery avy mgoup Aminao
Izao mpanomponao izao

1)Tongava mba hanavao indray
   Ny ato anatinay
  znmyq  Ka ho tanteraka tokoa
   Izay sitraky ny Ray

2)O hafanao ny ao am-po
  tsikwppv  Ka mba hahay misaotra Anao
  tononkira.serasera.org  Ka ny asa izay atolotrao
   Ho vitanay tokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hanitr'ilay Fo Tia
Vangy : 1437
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sumahefa
Daty : 20/11/2021 13:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.813