Avia Fanahy Masina (Hanitr'ilay Fo Tia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref
Avia Fanahy Masina o
Midina ao am-ponay
Fenoy ny hery avy Aminao
Izao mpanomponao izao

1)Tongava mba hanavao indray
   tdaodxs Ny ato anatinay
   Ka ho tanteraka tokoa
   Izay sitraky ny Ray

2)O hafanao ny ao tononkira.serasera.org am-po
   Ka mba hahay misaotra Anao
   Ka ny asa tnlgfbks izay atolotrao
   Ho ykje vitanay tokoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hanitr'ilay Fo Tia
Visites : 1436
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sumahefa
Date : 20/11/2021 13:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.545