Avia Fanahy Masina (Hanitr'ilay Fo Tia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref
Avia Fanahy Masina o
Midina ao am-ponay
Fenoy ny hery avy Aminao
Izao mpanomponao izao

1)Tongava mba hanavao indray
   Ny ato anatinay
   Ka qyftnz ho tanteraka tokoa
   Izay sitraky tononkira.serasera.org ny Ray

2)O hafanao ny ao am-po
   Ka tszrop mba hahay misaotra Anao
   Ka ny asa wmat izay atolotrao
   Ho vitanay tokoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hanitr'ilay Fo Tia
Hits : 1437
Likes : 1 Like
Created by : sumahefa
Date : 20/11/2021 13:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2001