Miandrandra fandresena (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isanandro aho efa miezaka
Manantena hatrany ilay fandresena
Bridge:
Dia tsy ho kivy, hatraka ny loha
F'indray androany aho
Mbola hahita izay mahasoa
Isanandro aho tsy maintsy mahery
Tsy maintsy mikiry mba tsy ho gsolli very
Bridge:
Dia tsy ho kivy, hatraka ny loha
F'indray androany aho
Mbola hahita izay mahasoa
Refrain:
Miandrandra fandresena tahaka anao jybihgb ihany aho e
Ka xlhct tsy hitomany fa hitraka hatrany
Dia mbola hiady ny fiainana efa mahazatra e
Dia ny omaly ihany no miverina androany
Isanandro aho efa miezaka
Manantena hatrany ilay fandresena
Bridge
Refrain
A\C: tononkira.serasera.org Handyh
Manantena hatrany ilay fandresena
Bridge:
Dia tsy ho kivy, hatraka ny loha
F'indray androany aho
Mbola hahita izay mahasoa
Isanandro aho tsy maintsy mahery
Tsy maintsy mikiry mba tsy ho gsolli very
Bridge:
Dia tsy ho kivy, hatraka ny loha
F'indray androany aho
Mbola hahita izay mahasoa
Refrain:
Miandrandra fandresena tahaka anao jybihgb ihany aho e
Ka xlhct tsy hitomany fa hitraka hatrany
Dia mbola hiady ny fiainana efa mahazatra e
Dia ny omaly ihany no miverina androany
Isanandro aho efa miezaka
Manantena hatrany ilay fandresena
Bridge
Refrain
A\C: tononkira.serasera.org Handyh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HandyhVangy : 2502
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lovamamisoa2
Daty : 15/09/2018 07:47
