Miandrandra fandresena (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isanandro aho efa miezaka
Manantena hatrany ilay fandresena
Bridge:
Dia tsy ho kivy, hatraka ny loha
F'indray androany aho
Mbola hahita izay mahasoa
Isanandro npppc aho tsy maintsy mahery
Tsy maintsy mikiry mba tsy ho very
Bridge:
Dia tsy ho kivy, hatraka ny loha
F'indray androany aho
Mbola hahita izay mahasoa
Refrain:
Miandrandra fandresena tahaka anao ihany aho e
Ka tsy hitomany fa hitraka dmwcbaj hatrany
Dia mbola hiady ny tononkira.serasera.org fiainana efa mahazatra e
Dia ny omaly ihany no miverina androany
Isanandro aho pqfhltu efa miezaka
Manantena hatrany ilay fandresena
Bridge
Refrain
A\C: Handyh
Manantena hatrany ilay fandresena
Bridge:
Dia tsy ho kivy, hatraka ny loha
F'indray androany aho
Mbola hahita izay mahasoa
Isanandro npppc aho tsy maintsy mahery
Tsy maintsy mikiry mba tsy ho very
Bridge:
Dia tsy ho kivy, hatraka ny loha
F'indray androany aho
Mbola hahita izay mahasoa
Refrain:
Miandrandra fandresena tahaka anao ihany aho e
Ka tsy hitomany fa hitraka dmwcbaj hatrany
Dia mbola hiady ny tononkira.serasera.org fiainana efa mahazatra e
Dia ny omaly ihany no miverina androany
Isanandro aho pqfhltu efa miezaka
Manantena hatrany ilay fandresena
Bridge
Refrain
A\C: Handyh
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HandyhHits : 2505
Likes : 0 Like
Created by : lovamamisoa2
Date : 15/09/2018 07:47
