Lazao ahy (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany ubdnsqj aloha teo foana ianao
Nilaza izay rehetra tao amponao
Nanolotra fitiavana, nasehonao fiadanana aho
Tsy hanenina ve aho raha hitia anao?
Azoko atao ve ny hahatoky anao?
Lazao ampahatsorana fa tsy hiova ny fitiavanao ahy
Refrain:
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa ho eo anilako eo foana ianao
Tsy andao ahy, fa tononkira.serasera.org hanampy ahy
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa tsy hamitaka ahy mihitsy ianao
Fa hanaja ahy, tsy brbbetu handratra ahy
Bridge:
Mba tsy ho nofy ilay andro anio
Miangavy aminao mba ampio
Mba lazao ahy fa ny ampitso tsy hiova fa toy ny anio
Androany aloha teo foana nmhxn ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HandyhVangy : 1031
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lovamamisoa2
Daty : 01/12/2022 08:06