Lazao ahy (Handyh)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aloha teo foana ianao
Nilaza izay rehetra tao amponao
Nanolotra fitiavana, nasehonao fiadanana aho
Tsy iuvcsjz hanenina ve aho raha hitia anao?
Azoko atao ve ny hahatoky anao?
Lazao ampahatsorana fa tsy hiova ny fitiavanao iiqk ahy

Refrain:
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa ho eo anilako eo foana ianao
Tsy andao ahy, fa hanampy ahy
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa tsy hamitaka ahy mihitsy ianao
Fa hanaja ahy, tsy handratra ahy

Bridge:
Mba tsy ho nofy ilay andro anio
Miangavy aminao bztjhdyc mba ampio
Mba lazao ahy fa ny ampitso tsy hiova fa toy ny anio

Androany tononkira.serasera.org aloha teo foana ianao
Nilaza izay rehetra tao amponao
Nanolotra fitiavana, nasehonao fiadanana aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Handyh
Vangy : 1097
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lovamamisoa2
Daty : 01/12/2022 08:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3436