Lasa (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa hono izy, lasa fa tsy tamana
Tsy tononkira.serasera.org hita intsony, fa nandao ity tanana
Bridge:
Atao ahona moa, f'izay no safidin'ny fo
Nidify teo izy, efa lasa any ho any
Tsy hita intsony, fa nandao ireo akama
Bridge:
Atao sqiljpp ahona moa, f'izay no safidin'ny fo
Refrain:
Nilaozany avokoa izay teo aloha
Ka dia navalony ho tantara ihany koa ohwntc
Fa ny tiny atao dia nvdejn ny manadino anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HandyhVangy : 816
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lovamamisoa2
Daty : 01/12/2022 07:46