Tontolo Edena (Hamy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tontolo iray, ho volavolaiko ho antsika roa
Edena iray, hamela antsika h(o)iray ara-tsitra-po
Tanana kely, ho anao sy ho ahy
Tobin’Anjely, tononkira.serasera.org anjakan’ny drcxxjm tsikinao...
Saha mangina, ho rakotry ny entonao
Tsiky hafaliana, tsy hisy fandrarana ao anatiny ao
Ka ho ety avokoa, izay atao pbqxqwsm ao
na hoe aza isika roa, tsy ho voarara an’izao tontolo izao...
Raha toa, izany tokoa
Raha toa, ny fitiavako anao tsy nandratra fo
Raha toa, izy ireo namela antsika roa
Raha toa, izao tontolo izao, anaiky hiova fo...

Edena iray, cewit hamela antsika h(o)iray ara-tsitra-po
Ka ho ety avokoa, izay atao ao
na hoe aza isika roa, tsy ho ota-fady, fa fifankatiavan’olon-droa...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HamyVisites : 2543
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dragon2madagascar
Date : 14/07/2006 12:07