Vonjeo re ny taninay (Groupe sarobidy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                  Vonjeo re ny taninay bmdbhs
Ref :
Miantso vonjy aminao ry Ray, vonjeo re ny taninay
Mba iantrao re fa milatao mangataka aminao
Manjaka ety ny fitiavan tena sy fitiavambola
Ka mikikiaka sy mitomany ,mosary
Sy mijaly eee, karakaina eee
Vonjeo re ny taninay

1- Manankarena ity taninay saingy mampalaleo
Fa maro loatra ireo tia tena ka mampahonena
Ny sasany miliba ruwimzx amin’ny fiara sady tsy te hahalala
Manao tsinontsinona ny mpiara monina
Arabaina (isyyy), tsy miteny eee, toa mandrora e
Sady miavona

Oadray  (x3)
Oadray ty toetsatsika
Ovao (x3) mba aokizay
Ampio reny ny hafa e,fa namanao

2- Manankarena ity taninay saingy mampalaleo
……………………………………………………………………..
Ref  : Miantso vonjy aminao ry Ray ,vonjeo re ny taninay
  tononkira.serasera.org         ………………..

3- Trandrahan’ny sasany ny harenatsika ,anaovany business
Azony izay ilainy e, lasa izy any ampita
Nefa ny mpatory an-tsena mitombo ,otrizay koa ny herisetra
Ny sasany tsy mahita ohanina ,
ny an’ny sasany ariana fotsiny e, pdtaerq mampalaelo

Oadray  (x3)
Oadray ty toetsatsika
Ovao (x3) mba aokizay
Ampio reny ny hafa e,fa namanao

Ref : : Miantso vonjy aminao ry Ray ,vonjeo re ny taninay


A/C: Hasina Niaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe sarobidy
Hits : 26
Likes : 1 Like
Created by : hasina1370
Date : 30/08/2026 16:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2527