Vonjeo re ny taninay (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonjeo re ny taninay
Ref :
Miantso vonjy aminao ry Ray, vonjeo re ny taninay
Mba iantrao re fa milatao mangataka aminao
Manjaka ety ny fitiavan tena sy fitiavambola
Ka mikikiaka sy mitomany ,mosary
Sy mijaly eee, karakaina eee
Vonjeo re ny taninay
1- Manankarena ity taninay saingy mampalaleo
Fa maro loatra ireo tia tena ka mampahonena
Ny sasany miliba amin’ny syqcb fiara sady tsy te hahalala
Manao tsinontsinona ny mpiara monina
Arabaina (isyyy), tsy miteny eee, toa mandrora e
Sady miavona
Oadray tononkira.serasera.org (x3)
Oadray ty toetsatsika
Ovao (x3) jxgf mba aokizay
Ampio reny ny hafa e,fa namanao
2- Manankarena ity taninay saingy mampalaleo
……………………………………………………………………..
Ref : Miantso vonjy aminao ry Ray ,vonjeo re ny taninay
………………..
3- Trandrahan’ny sasany ny harenatsika ,anaovany business
Azony pgolgjtz izay ilainy e, lasa izy any ampita
Nefa ny mpatory an-tsena mitombo ,otrizay koa ny herisetra
Ny sasany tsy mahita ohanina ,
ny an’ny sasany ariana fotsiny e, mampalaelo
Oadray (x3)
Oadray ty toetsatsika
Ovao (x3) mba aokizay
Ampio reny ny hafa e,fa namanao
Ref : : Miantso vonjy aminao ry Ray ,vonjeo re ny taninay
A/C: Hasina Niaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidyVangy : 25
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 30/08/2026 16:33