Matokia (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokia
Efa reraka ny saina, lanaka ny aina
Mitady ho lany rora amin’ny izay hitarainana
Ny làlana faleha toa manjary maizina
Ny fanantenana toa voa maika mangina
Nefa misy feo kely mibitsika rcclxp ao am-po
Milaza fa tsy mbola xdwpfze tapitra akory ny soa
Refrain:
Matokia …..
Mitrakà ianao aza avela ho kivy ny fonao
Fa mbola eo jesosy, mbola eo ho anao
Tsy mba nanary izy na iray segondra aza
Ny fitiavany anao tsy mety ho rava
Tanana mahery no hanangana anao indray
Matokia ny hery fa izy no RAY
Ireo izay naneso ny niandry ny fahalavonao
Ho gaga sy ho talanjona amin’ny famonjena anao
Ny ranomasonao ‘zay narotsakao tamin’ny alina
Hivadika ho hira sy fifaliana lalina
Tsy ny herinao ny entina handresy ny ampitso
Fa ny fahasoavany tsy mitsahatra tononkira.serasera.org ny mirotsaka ho anao
Refrain:
Matokia …..
Mitrakà ianao aza avela ho kivy ny fonao
Fa mbola eo jesosy, mbola eo ho anao
Tsy mba nanary izy na iray segondra aza
Ny fitiavany anao tsy mety ho xahrnlm rava
Tanana mahery no hanangana anao indray
Matokia ny hery fa izy no RAY
A/C : HASINA NIAINA 2026

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidyVangy : 28
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 30/08/2026 16:10