Matokia (Groupe sarobidy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
         Matokia
Efa reraka ny saina, lanaka ny aina
Mitady ho lany rora amin’ny izay hitarainana
Ny làlana faleha toa manjary maizina
Ny fanantenana toa voa maika qlqendi mangina
Nefa misy feo kely mibitsika ao am-po
Milaza fa tsy mbola ktql tapitra akory ny soa

Refrain:
Matokia …..
Mitrakà ianao aza avela ho kivy ny fonao
Fa mbola eo jesosy, mbola eo ho anao
Tsy mba nanary izy na iray segondra aza
Ny fitiavany anao tsy mety ho rava
Tanana mahery no hanangana anao indray
Matokia ny hery fa izy no RAY

Ireo izay rqvt  naneso ny niandry ny fahalavonao
Ho gaga sy ho talanjona amin’ny famonjena anao
Ny ranomasonao ‘zay narotsakao tamin’ny alina
Hivadika ho hira sy fifaliana lalina
Tsy ny herinao ny entina handresy ny ampitso
Fa ny fahasoavany tsy mitsahatra ny mirotsaka ho anao

Refrain:
Matokia …..
Mitrakà ianao aza avela ho kivy ny fonao
Fa mbola eo jesosy, mbola eo ho anao
Tsy mba nanary izy na iray segondra aza
Ny fitiavany anao tsy mety ho tononkira.serasera.org rava
Tanana mahery no hanangana anao indray
Matokia ny hery fa izy no RAY



A/C : HASINA NIAINA 2026

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe sarobidy
Hits : 146
Likes : 1 Like
Created by : hasina1370
Date : 30/08/2026 16:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309