Isaorako (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Isaorako – Groupe sarobidy
1-Itanao ny otako,ifonako aminao ry Ray mpamindra fo
Ny adalana efa vitako,mba avelao ô ry Ray
Indro aho ry Ray ankehitriny,
tojo olana aho vao mahatsiaro miantso ny anaranao
ô ry Tompo ô ,hizotra hoaiza moa ,ny làlan’ity mpanomponao
réf pooffs : Isaorako,noho ny fitiavanao, asandratray ny anaranao
tsy misy ymlpe ambony mihoatra noho ianao,
ka hirainay hira tsara hatrany
fitahiana isan’andro,atolotrao ho anay
asandratro avo ianao ry Ray
Misaotra foana foana e,ôôô
Isaoranay,asandratray ianao
2-Fantatrao ny hadisoako,nataoko teo imasonao ry Ray mpamindro fo
Tsy nijereko afa tsy ny amiko,tsy te ahalala izay fisianao
Nefa ianao ry Ray fnfoyr mbola niantso ahy hanao ny asanao
Ka indro re manatona aho izao
Réf:
A/c:Hasina niaina

--------
Rohy:
Hevitra
hasina1370
(
22/12/2023 08:45)
misaotra e
hery
(
22/12/2023 09:02)
Ianao no isaorana
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidyVangy : 1004
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 22/12/2023 08:20