Isaorako (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bgzgrjd Isaorako – Groupe sarobidy
1-Itanao ny otako,ifonako aminao ry Ray mpamindra fo
Ny adalana efa vitako,mba avelao ô ry Ray
Indro aho ry Ray ankehitriny,
tojo olana aho vao mahatsiaro miantso ny anaranao
ô ry Tompo ô ,hizotra hoaiza moa ,ny ercqvpvo làlan’ity mpanomponao
réf : Isaorako,noho ny fitiavanao, asandratray ny anaranao
tsy misy ambony mihoatra noho ianao,
ka hirainay hira tsara hatrany
fitahiana isan’andro,atolotrao ho anay
asandratro avo ianao ry Ray
Misaotra foana foana e,ôôô
Isaoranay,asandratray ianao
2-Fantatrao ny hadisoako,nataoko teo imasonao sknrah ry Ray mpamindro fo
Tsy nijereko afa tsy ny tononkira.serasera.org amiko,tsy te ahalala izay fisianao
Nefa ianao ry Ray mbola niantso ahy hanao ny asanao
Ka indro re manatona aho izao
Réf:
A/c:Hasina niaina

--------
Lien:
Commentaires
hasina1370
(
22/12/2023 08:45)
misaotra e
hery
(
22/12/2023 09:02)
Ianao no isaorana
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe sarobidyVisites : 946
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hasina1370
Date : 22/12/2023 08:20