Inty aho (Groupe sarobidy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho

feo malefaka miantso ao am-po
mandresy ny tahotra sy ny fisalasalana
tsy noho ny heriko na ny fahaizako
fa noho ny fitiavanao mamin'ny fanahy
indro ny fiainako , atolotro ho anao

refrain :Inty aho iraho Tompo
            ho mpanompo mahatoky eo an-tananao
            na aiza n'aiza hitondranao ny Diako,
tononkira.serasera.org   xepym          ny herinao no heriko , ny teninao no teniko
            Inty aho ho voninahitrao

Maro ny ondry mania sy mirenireny
mangetaheta fitiavana sy hazavana
tsy hiantahanta aho na hanao lalan-dririnina
fa ny fitiavanao no hery manosika ahy
hitory ny teninao , hanasitrana ny ratra

satroy ny herinao ny fahalemeko
omeo ny fonao bgsgxm aho, hitiavako ny hafa
tsy miankina amin'ny tany , fa mibanjina ny lanitra
eny Tompo, inty aho ''iraho".....

refrain x2 :Inty aho iraho Tompo
            ho mpanompo mahatoky eo an-tananao
            na aiza n'aiza hitondranao ny Diako,
            ny herinao no heriko , ny teninao no teniko
        miwjixdx     Inty aho iraho ho voninahitrao
            
             Inty aho iraho ho voninahitrao
             Inty aho iraho ho voninahitrao

solo:     Inty aho iraho Tompo
            ho mpanompo mahatoky eo an-tananao
            na aiza n'aiza hitondranao ny Diako,
            ny herinao no heriko , ny teninao no teniko
            Inty aho iraho,iraho aho Tompo ô

A/C: Hasina Niaina(2026)

--------
Rohy:
Hevitra
hasina1370 ( 24/10/2026 15:26)
Hira fanoloran-tena
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidy
Vangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 24/10/2026 14:53
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095