Inty aho (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho
feo malefaka miantso ao am-po
mandresy ny tahotra sy ny fisalasalana
tsy noho ny heriko na ny fahaizako
fa noho ny fitiavanao mamin'ny tononkira.serasera.org fanahy
indro ny fiainako , atolotro ho anao
refrain :Inty aho iraho Tompo
xvutxkf ho mpanompo mahatoky eo an-tananao
na aiza n'aiza hitondranao ny Diako,
ny herinao no heriko , ny teninao no teniko
Inty aho ho voninahitrao
Maro ny ondry mania sy mirenireny
mangetaheta fitiavana sy hazavana
tsy hiantahanta aho na hanao lalan-dririnina
fa ny fitiavanao no hery manosika ahy
hitory ny teninao , hanasitrana ny ratra
satroy ny herinao ny fahalemeko
omeo ny fonao aho, hitiavako ny hafa
tsy miankina amin'ny tany , fa mibanjina ny lanitra
eny Tompo, inty aho ''iraho".....
refrain x2 :Inty aho iraho Tompo
ho mpanompo mahatoky eo an-tananao
na aiza n'aiza hitondranao ny Diako,
ny herinao no heriko , ny teninao no teniko
Inty aho iraho ho voninahitrao
Inty aho iraho ho voninahitrao
vakxka Inty aho iraho ho voninahitrao
solo: Inty aho iraho Tompo
ho mpanompo mahatoky eo an-tananao
na aiza lqhjrbh n'aiza hitondranao ny Diako,
ny herinao no heriko , ny teninao no teniko
Inty aho iraho,iraho aho Tompo ô
A/C: Hasina Niaina(2026)

--------
Lien:
Commentaires
hasina1370
(
24/10/2026 15:26)
Hira fanoloran-tena
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe sarobidyVisites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hasina1370
Date : 24/10/2026 14:53