Fiderana mafana (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org fiderana mafana
Androany vao maraina aho dia efa faly
Tsy misy ahiahy intsony, na koa jaly
Fa ny herinao ry Tompo no nifoha teto amiko
Ny famonjenao no hira mamin'ny molotro
Tsy ho haiko ny hangina, fa hiboiboika ny ao anatiko
Hampitombo rcdbkgf ny fiderana izay efa natomboko!
Na inona hitranga, na inona hiseho
Eo anilanao yaglpnpe aho, tsy hiala eo
Ianao no vatolampy, Ianao no toky be
Ny làlana alehako, Ianao no mitantana sy mampandeha
Koa asandratra ny feo, ho voninahi(try) ny Anaranao
Fa Ianao irery ihany no Mpanjaka vaovao!
ref:
Andao hihira, andao handihy!
Fiderana mafana, tsy misy ahiahy!
Atsangano ny tanana, hobio ny Mpamonjy
Fa Ianao no vatolampy, mampijoro ny malemy sy ubcsaa ny torovoka! X2
Miderà... (Miderà!)
Hobio... (Hobio!)
Mitehafa tanana fa lehibe ny Tompo!
Miderà... (Miderà!) Hobio...
Andriamanitra velona no tompoinay!
A/C: Hasina Niaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidyVangy : 24
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 30/08/2026 16:20