Fiderana mafana (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fiderana mafana
Androany vao maraina aho dia efa faly
Tsy misy pcovqji tononkira.serasera.org ahiahy intsony, na koa jaly
Fa ny herinao ry Tompo no nifoha teto amiko
Ny famonjenao no hira mamin'ny molotro
Tsy ho haiko ny jyel hangina, fa hiboiboika ny ao anatiko
Hampitombo ny fiderana izay efa natomboko!
Na inona hitranga, na inona hiseho
Eo anilanao aho, tsy hiala eo
Ianao no vatolampy, Ianao no toky be
Ny làlana alehako, Ianao no mitantana sy mampandeha
Koa asandratra ny feo, ho voninahi(try) ny Anaranao
Fa Ianao irery ihany no Mpanjaka vaovao!
ref:
Andao hihira, andao handihy!
Fiderana mafana, tsy misy ahiahy!
Atsangano uyaheh ny tanana, hobio ny Mpamonjy
Fa Ianao no vatolampy, mampijoro ny malemy sy ny torovoka! X2
Miderà... (Miderà!)
Hobio... (Hobio!)
Mitehafa tanana fa lehibe ny Tompo!
Miderà... (Miderà!) Hobio...
Andriamanitra velona no tompoinay!
A/C: Hasina Niaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe sarobidyHits : 133
Likes : 1 Like
Created by : hasina1370
Date : 30/08/2026 16:20