Andriamanitro ianao (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Salamo 143 – Salamo 63)
Andriamanitro ô
Andriamanitra ô, Andriamanitro mvgqbahs ianao
Maniry ny nofoko , ny fanahiko mila anao
Toy ny tany maina , mangetaheta mila rano
Avy aminao , arotsay ilay oran’ny fanahy
Miangavy re omeo anay ilay andonao
Ilay oran’ny fanahy arotsay ato anatinay
Ao aminao ihany no misy izay ilaina
Satria ianao no tompon’ny fahafenoana
Andriamanitra ô , meteza ianao hiaino anay
Atongilano ny sofinao ,hiaino ny joepeu fifonanay
Valio aho araka ny teninao tononkira.serasera.org marina
Sy ny fahamarinanao , ovglwbe Tompo ô
Miangavy re, valio aho Tompo ô
Ilay fihononana ao aminao , ampitafio ahy
Ao aminao ihany no misy izay ilaina
Satria ianao no tompon’ny fahafenoana
Valio aho ,arotsay ny andonao
Henoy aho , miangavy Tompo ô
Andriamanitra ô, Andriamanitro ianao
Maniry ny nofoko , ny fanahiko mila anao
Toy ny tany maina , mangetaheta mila rano
Avy aminao , arotsay ilay oran’ny fanahy
ilay oran’ny fanahy
arotsay tompo ô , Amena
A/C : Hasina Niaina

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidyVangy : 27
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 30/08/2026 16:12