Andriamanitro ianao (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Salamo 143 – Salamo 63)
Andriamanitro ô
Andriamanitra ô, Andriamanitro ianao
Maniry ny nofoko , ny fanahiko mila anao
Toy ny tany maina , mangetaheta mila tononkira.serasera.org rano
Avy aminao , arotsay ilay oran’ny fanahy
Miangavy re omeo anay ilay andonao
Ilay oran’ny fanahy arotsay ato anatinay
Ao aminao ihany no misy izay ilaina
Satria ianao no tompon’ny fahafenoana
Andriamanitra ô , meteza ianao hiaino anay
Atongilano ny sofinao ,hiaino ny fifonanay
Valio aho araka ny teninao marina
Sy ny fahamarinanao , Tompo xfon ô
Miangavy re, valio aho Tompo ô
Ilay fihononana ao aminao jnsefkdm , ampitafio ahy
Ao aminao ihany no misy izay ilaina
Satria ianao no tompon’ny fahafenoana
Valio aho ,arotsay ny andonao
Henoy aho , miangavy Tompo ô
Andriamanitra ô, Andriamanitro ianao
Maniry ny zkrkxrl nofoko , ny fanahiko mila anao
Toy ny tany maina , mangetaheta mila rano
Avy aminao , arotsay ilay oran’ny fanahy
ilay oran’ny fanahy
arotsay tompo ô , Amena
A/C : Hasina Niaina

--------
Lien:
Commentaires
hasina1370
(
30/08/2026 16:14)
hira fitarainana
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe sarobidyVisites : 26
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hasina1370
Date : 30/08/2026 16:12