vavaka (Groupe Ny toa azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô ô! hifonako Aminao anio
Ireo fahotako teo imasonao
Aza ny fahalemen’ ny hatanorako
Na ny ratsy izay nataoko
No tsarovanao fa araka ny indrafonao
REF
Ny maja Rà izay nalatsakao
Mba tononkira.serasera.org hisolo voina ahy
Hanadio indray ka iitf ho tonga vaovao
Koa ny andro sisa izay hanananay
Ary ny dmugqe ampitso koa
Ho Anao Jesoa
Koa tantano hifikitra eo anilanao
Hanaraka ny làlanao
Hidera sy hanompo ary hano ny sitrakao
REF
Ny Rà izay nalatsakao
Mba hisolo voina ahy
Hanadio indray ka ho tonga vaovao
Ireo fahotako teo imasonao
Aza ny fahalemen’ ny hatanorako
Na ny ratsy izay nataoko
No tsarovanao fa araka ny indrafonao
REF
Ny maja Rà izay nalatsakao
Mba tononkira.serasera.org hisolo voina ahy
Hanadio indray ka iitf ho tonga vaovao
Koa ny andro sisa izay hanananay
Ary ny dmugqe ampitso koa
Ho Anao Jesoa
Koa tantano hifikitra eo anilanao
Hanaraka ny làlanao
Hidera sy hanompo ary hano ny sitrakao
REF
Ny Rà izay nalatsakao
Mba hisolo voina ahy
Hanadio indray ka ho tonga vaovao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Ny toa azyHits : 670
Likes : 0 Like
Created by : Sitrakaandraina
Date : 26/10/2023 14:01
