fanahy masina (Groupe Ny toa azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô midina
Atrehonao re izao fotoana izao
Hitoetra eto ny Fitiavanao Ray ô
Hiseho tokoa ny voninahitrao
REF
Fanahy Masina ô midina eto Ianao
Fanahy Masina ô henoy izahay
Fanahy xwzyvogp Masina ô tarihonao ny dia
Fanahy Masina ô Masina Ianao
Fanahy Masina ô Henoy
Izao fivavakay izao
Ny fonay koa anie honenanao Ray ô
Ny sainay awtibygr koa ho hazavainao
REF
Fanahy Masina ô tariho
Ny lalana izay ho diavinay
Ianao no homba sy hiaro glsiba anay Ray ô
Mba tsy hivily fa tononkira.serasera.org hanaraka Anao
REF
Atrehonao re izao fotoana izao
Hitoetra eto ny Fitiavanao Ray ô
Hiseho tokoa ny voninahitrao
REF
Fanahy Masina ô midina eto Ianao
Fanahy Masina ô henoy izahay
Fanahy xwzyvogp Masina ô tarihonao ny dia
Fanahy Masina ô Masina Ianao
Fanahy Masina ô Henoy
Izao fivavakay izao
Ny fonay koa anie honenanao Ray ô
Ny sainay awtibygr koa ho hazavainao
REF
Fanahy Masina ô tariho
Ny lalana izay ho diavinay
Ianao no homba sy hiaro glsiba anay Ray ô
Mba tsy hivily fa tononkira.serasera.org hanaraka Anao
REF
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny toa azyVangy : 666
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sitrakaandraina
Daty : 26/10/2023 14:02
