Ho anao (Groupe Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho anao izay efa nandray
Ny fiainana mandrakizay
Tano mafy izay efa anananao
Fa tsy dlpd hisy handrombaka anao
Ref : Ho sasatra eo izay mitsangana
Hanohitra isakan-dalana
Mazava ny lalan’izay nofinidy
Fa Jesosy ihany no masi-mandidy
hkji tononkira.serasera.org Ka toy izao ( in 2)
Ka toy izao ny dian’ny olom-boavonjy
2- Fa malalan’i Jesosy ianao
Eo an-tanany ianao hatrizao
Ka na dia misy mitady handrava
Ianao dia tsy mba ho rava kescfr
Ny fiainana mandrakizay
Tano mafy izay efa anananao
Fa tsy dlpd hisy handrombaka anao
Ref : Ho sasatra eo izay mitsangana
Hanohitra isakan-dalana
Mazava ny lalan’izay nofinidy
Fa Jesosy ihany no masi-mandidy
hkji tononkira.serasera.org Ka toy izao ( in 2)
Ka toy izao ny dian’ny olom-boavonjy
2- Fa malalan’i Jesosy ianao
Eo an-tanany ianao hatrizao
Ka na dia misy mitady handrava
Ianao dia tsy mba ho rava kescfr
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe FinoanaVangy : 325
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 21/01/2026 05:39
