Ho anao (Groupe Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho anao izay efa nandray
Ny fiainana mandrakizay
Tano mafy tononkira.serasera.org izay efa anananao
habdh jmfcrcz Fa tsy hisy handrombaka anao
Ref : Ho sasatra eo izay mitsangana
Hanohitra isakan-dalana
Mazava ny lalan’izay nofinidy
Fa Jesosy ihany no masi-mandidy
Ka toy izao ( in 2)
Ka iqmqj toy izao ny dian’ny olom-boavonjy
2- Fa malalan’i Jesosy ianao
Eo an-tanany ianao hatrizao
Ka na dia misy mitady handrava
Ianao dia tsy mba ho rava
Ny fiainana mandrakizay
Tano mafy tononkira.serasera.org izay efa anananao
habdh jmfcrcz Fa tsy hisy handrombaka anao
Ref : Ho sasatra eo izay mitsangana
Hanohitra isakan-dalana
Mazava ny lalan’izay nofinidy
Fa Jesosy ihany no masi-mandidy
Ka toy izao ( in 2)
Ka iqmqj toy izao ny dian’ny olom-boavonjy
2- Fa malalan’i Jesosy ianao
Eo an-tanany ianao hatrizao
Ka na dia misy mitady handrava
Ianao dia tsy mba ho rava
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe FinoanaHits : 271
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 21/01/2026 05:39
