Jesoa no tiako (Groupe Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy izaho mihitsy no hiaroaro
Amireo ratsy fahavalo
Na iza hitsara tsy hanenjika
Tsy mba ovwl hivadika aho fa axhgawnf hanompo hatrany
Ref : Jesoa ! Jesoa ! Jesoa ! Jesoa !
Ny antsika jiaby e !
Jesoa ! Jesoa !
awrj Jesoa no tiako ee
2- Nomenao hery mba handresy
Devoly ratsy fetsifetsy
Nomenao tononkira.serasera.org hery fahefana aho e
Handrodana ireo mandan’i satana
Amireo ratsy fahavalo
Na iza hitsara tsy hanenjika
Tsy mba ovwl hivadika aho fa axhgawnf hanompo hatrany
Ref : Jesoa ! Jesoa ! Jesoa ! Jesoa !
Ny antsika jiaby e !
Jesoa ! Jesoa !
awrj Jesoa no tiako ee
2- Nomenao hery mba handresy
Devoly ratsy fetsifetsy
Nomenao tononkira.serasera.org hery fahefana aho e
Handrodana ireo mandan’i satana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe FinoanaVangy : 369
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 20/01/2026 08:06
